|
|
|
|

Teny iditra 1  fivarotana
Fototeny  2 varotra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
7 Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the act of selling; a shop [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 action de vendre, commerce; magasin de vente [1.8]
Voambolana  10  Toe-karena: varotra
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fivarotana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fivarotana, 13 voatrifana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21