|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  varotra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy
16 Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 selling, trade, commerce [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 vente, commerce [1.3, 1.8, 1.13]
19 négoce, trafic, marchandise [1.3]
Ohatra  20  Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470#11]
21  Ny fanambadiam-varotra|barotra|baro-varotra|barotra|baro, ny varotra|barotra|baro misy rahateo. [2.48#357]
Voambolana  22  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 62 misy ny teny hoe varotra
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  25 Randzavola: varotra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 26  varotra
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 [Betsimisaraka] (déformation de voarotra). Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles. [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32 ravatro, varotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13