Teny iditra fivazizoana (vazizo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitariavana tsisy farany; fitomaniana lavareny mahasosotra: Mahasorena ny fivazizon' io zaza io fa ento mivoaka any [1.1]
Tovy hevitra fivazizo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05