|
|
|
|

Teny iditra 1  vazizo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Resaka tsy misy laniny na fiafarany ka mankaleo
11 Fitampesonana na tomany lavareny ka mahasosotra ny mihaino azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 causerie sans fin, sans rime ni raison [1.3#822]
Tovy hevitra  13 vazizotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22