Teny iditra fiveravera (veravera)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra miveravera, izany hoe voatsikerakera, voavohavoha; toetran' ny olona miveravera, izany hoe mitavozavoza, tsy kinga [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05