| Teny iditra | 1 veravera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina
23 Fivaroradrorahan' ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana 24 Toetran' ny olona mivozavoza, mitahontahona. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|