|
|
|
|

Teny iditra1  fivoaka
Fototeny  2  voaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba na toetran' ny olona mivoaka na miala ao an-trano [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny fivoaka io

Fivaditsoratra  6  fiovaka, fivoaka, vaikafo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20