|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fivoaka

Ohabolana 1Malahelo, ka nony maraina fivoaka toy ny hangataka, ary raha hariva fivoaka, heverin' ny sasany hisakan-dalana. [2.558]
Malahelo mivoaka maraina : ataon' ny olona hangalatra ; mivoaka hariva : ataon' ny olona hisakana. [2.165 #1454, 2.415 #2518]
Dikanteny frantsayLe pauvre qui sort le matin, on dit qu' il va voler ; il sort le soir, on dit qu' il va détrousser les gens. [2.415 #2518]
Quand un pauvre sort le matin, les gens disent qu' il va voler; et s' il sort le soir, on pense que c' est pour détrousser quelqu' un. [2.165]

Fizahan-teny