|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fizaka (zaka)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina mizaka, na mitondra, miaritra
4  Azo zakaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  manière de disposer [1.3#866]

Teny iditra (2/2)6  fizaka (zaka)
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  Fomba entina mizaka na miresaka
9  Azo zakaina na resahina [1.1]
10  fomba fiteny [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31