Teny iditra |
zaka
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Can be borne, can be endured [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8]
|
Ohatra |
1 | Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643]
|
2 | dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko
[2.59]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
zaka,
zakako,
zakanao,
zakany,
zakantsika,
zakanay,
zakanareo,
zakan',
zakan-,
zakam- |
Ny lasa : |
zaka,
zakako,
zakakao,
zakany,
zakantsika,
zakanay,
zakanareo,
zakan',
zakan-,
zakam- |
Ny hoavy : |
ho zaka,
ho zakako,
ho zakakao,
ho zakany,
ho zakantsika,
ho zakanay,
ho zakanareo,
ho zakan',
ho zakan-,
ho zakam- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
zaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tambahoaka]
teny
[1.78]
|
| [Tanosy]
resaka
[1.78]
|
| Teny, resaka, tafa. [1.1]
|
Ohatra | Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643]
|
Sampanteny |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
zaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fitondrana fanjakana [1.78]
|
| Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1]
|
Ohatra | Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|