|
|
|
|

Teny iditra 1  foanana
Fototeny  2 foana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona
9 Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be abolished, to be brought to naught [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle [1.8]
Ohatra  12  Valin' ny natao tsy azo foanana. [2.296#]
13  Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#]

Fivaditsoratra  14 anafano, 15 anofana, foanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19