Teny iditra fofoana (fofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra amin' ny tena hatreo amin' ny kibo ka hatreo amin' ny lohalika rehefa mipetraka mitorovoka ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The bosom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le giron [1.3, 1.8, 1.5]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/12