Teny iditra fofofofo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rivotra mitsoka mafy
Fanatonana an-kazakazaka mba hamely na hamono
Asa, fiezahana mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Souffle violent, brise forte
Fig. fureur [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/12