| Teny iditra | 1 mifofofofo |
| Fototeny | 2 fofofofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mandrivotra fatratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to blow hard
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Souffler fortement
10 fig. travailler vigoureusement, être en fureur [1.3#178] 11 souffler fort [1.8] |
| Ohatra |
12 nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo.
[2.324]
|
| Mpanahaka | 13 Miasa, 14 miezaka mafy |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifofofofo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|