|
|
|
|

Teny iditra1  fofom-bady
Singan-teny  2  fofo, vady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  a betrothed wife [1.2]
5  a fiancé [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  fiancée [1.8]
Ohatra  7  Ny vady sy ny fofombady, hono, samy hafa. [2.643#]
8  Tsaroako terý Ikemba fofombady malalako! [2.499#]
Tovy hevitra  9  vady fofo
Lahatsoratra  10  Randzavola: fofombady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/21