Teny iditra | fofonana (fofona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana fofon' aina na donafana setroka: Nofofonany setroka aho [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | fofonina | ||||||||
Fivaditsoratra | fofonana, fonafona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |