|
|
|
|

Teny iditra 1  fofonina
Fototeny  2 fofona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana fofon' aina na donafana setroka: Nofofonany setroka aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be blown or smoked upon. [1.2]
Tsipelina hafa  10 fofonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22