Teny iditra | 1 fohy maso |
Singan-teny | 2 fohy, maso |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.38] manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny masony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] near-sighted |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] myope |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 8 fohy fijery |
Fivaditsoratra | 9 fohy maso, hofosaim, hosafoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |