| Teny iditra (1/2) | 1 fohy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao
20 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 short
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 court
[1.3, 1.8] 23 bref, laconique, petit [1.3] |
| Ohatra |
24 fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy.
[2.4#19]
25 tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472#109] 26 fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) [1.3#179] 27 fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) [1.3#179] |
| Tohi-kevitra | 28 lava |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 40 misy ny teny hoe fohy |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 31 fohy |
| Fototeny | 32 foka |
| Sokajin-teny | 33 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fohina [Fitanisana] |
| Ohatra |
34 fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs)
[1.3#181]
35 fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) [1.3#181] |
| Fivaditsoratra | fohy, 36 hofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|