Teny iditra | 1 foibe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] headquarters; a hub |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] quartier général, centre; moyeu |
Singan-teny | 6 foitra, be |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |