|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  foitra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Holatra boribory eo afovoan' ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan' ny reny tamin-janany tamin' ny nitondrany azy tao am-bohoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the navel [Mal. pusat.] [1.2]
7 the navel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 cordon ombilical; nombril [1.8]
9 ombilic [1.13]
10 Pour les humains et les animaux, signifie le nombril [1.196]
Ohatra  11  Lomy amin'ny alikaola ny foitra ary avelao ho azon'ny rivotra. [2.424#]
Voambolana  12  Haiaina
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny hoe foitra

Teny iditra (2/4) 14  foitra
Sokajin-teny  15  anarana
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  18 hilum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 hile [1.13]
20 Pour les plantes : cicatrice du périanthe sur un fruit comme la goyave ou la cerise, le caféier ; lorsque l'ovaire est infère. [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe foitra

Teny iditra (3/4) 23  foitra
Sokajin-teny  24  anarana
Haiendriteny 
25  Tsotra :
26  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  27 the central part of a thing [1.2]
28 a central point [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29 centre [1.8]

Teny iditra (4/4) 30  foitra
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 [Antemoro] fiarahabana
33 mifanatona, mifampiarahaba [1.78]
Tovy hevitra  34 mifoitra

Fivaditsoratra  35 farito, 36 fatory, 37 fiotra, 38 firota, 39 fitrao, foitra, 40 rafito, 41 rifato, 42 tarofy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22