Teny iditra foibenkodiarana
Singan-teny foibe ; kodiarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay faritra afovoany indrindra amin' ny kodiarana izay itsofohan' ny lahitangerina ary irantsandrantsanan' ny tanankodiarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08