Teny iditra (1/4) | 1 foka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Adala, tsy misy saina, ketrina. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a simpleton insane, mad 5 [1.7] an idiot, an utter fool |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] imbécile 7 [1.3] qui a perdu la tête, tête légère, idiot |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 fokafoka |
Teny iditra (2/4) | 14 foka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.2] root of voafoka, fohina, mifoka, fifohana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] action de humer, de fumer, d'aspirer, d'absorber l'humidité et les liquides, de pomper |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 23 foka |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] Ny sisa mijanona ao anaty tany amin' ny hazo nokapaina, tronga |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3#181] ce qui reste intact d'un bois brûlé 27 [1.196] [Merina] Ce qui reste à peu près intact d'un arbre brûlé après un feu de pairie |
Voambolana |
28 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 30 foka |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.78] [Bezanozano]
[fôka] biby 33 [1.78] [Sihanaka] maingoka 34 [1.1] Karazan-kala (Phrynarachne foka) |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [1.2] a very venomous spider. Phrynarachne foka, Vins. |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [1.3] araignée. Phrynarachne foka, Vins. |
Voambolana |
37 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 39 afok, fako, foka, kafo, kofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |