|
|
|
|

Teny iditra 1  fohina
Fototeny  2 foka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando
9 Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana
10 Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be inhaled; to be absorbed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fanohy, 15 fohany, fohina, 16 hifona, 17 hinofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21