Teny iditra (1/4) | 1 foka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Adala, tsy misy saina, ketrina. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a simpleton 10 insane, mad [1.2] 11 an idiot, an utter fool [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 imbécile [1.3, 1.8] 13 qui a perdu la tête, tête légère, idiot [1.3] |
Tovy hevitra | 14 fokafoka |
Teny iditra (2/4) | 15 foka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
21 Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
22 root of voafoka, fohina, mifoka, fifohana [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 action de humer, de fumer, d'aspirer, d'absorber l'humidité et les liquides, de pomper [1.3] |
Teny iditra (3/4) | 24 foka |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
27 Ny sisa mijanona ao anaty tany amin' ny hazo nokapaina, tronga [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
28 ce qui reste intact d'un bois brûlé [1.3#181] 29 Ce qui reste à peu près intact d'un arbre brûlé après un feu de pairie [Merina] [1.196] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 31 foka |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Voambolana |
33 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny malagasy |
34 biby [Bezanozano]
[1.78] 35 maingoka [Sihanaka] [1.78] 36 Karazan-kala (Phrynarachne foka) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
37 a very venomous spider. Phrynarachne foka, Vins. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
38 araignée. Phrynarachne foka, Vins. [1.3] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 40 fako, foka, kafo, kofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |