| Teny iditra | 1 folahina |
| Fototeny | 2 folaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo
9 Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folahony ombinareo. / Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany 10 Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Qu’on brise en angle, qu'on plie, qu'on replie, qu’on retrousse, qu'on dompte, qu’on corrige
[1.3#182] |
| Ohatra |
12 Taitran' ilay fiarakodia ilay omby folahina ka nanivaka saika hanitsy tranon' olona.
[2.472#65]
13 Tsy azon-dRenilezo folahina hanaraka izay heviny akory, fa mandeha hafa mihitsy ny azy. [2.324] 14 Aza manary ny mason-karem-pahalalana, fandrao tonga tahaka ny biby folahina ka tsy mahay afa-tsy izay ampianarma azy. [2.285#16] |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 fañiloha, 17 fanolahy, folahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|