|
|
|
|

Teny iditra1  fomba amam-panao
Singan-teny  2  fomba, amana, fanao
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.66.fr#947] les us et coutumes
Ohatra  5  Izay vao tena hitako ny fomba amam-panaony [2.472#63]
6  Ireny no fomba amam-panaon' ny firenena mandroso! [2.528#77]
7  Ka ireto izany fomba amam-panao namehezany ny fiainany izany [2.245#17]
8  fomba amam-panao malagasy taloha ela be, nosoratan' i Max Randria [2.436#185]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/19