| Teny iditra (1/2) | 1 fonaka |
| Fototeny | 2 fonaka|fonàka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fofon' aina mibosesika any an' orona, fierotra mafy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 the noise of snoring in sound sleep.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 ronflement
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 10 fonaka |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Trotraka, vizana, malemilemy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 las, épuisé, amolli, rendu mou
[1.3] |
| Tovy hevitra | 17 fonaponaka |
| Fivaditsoratra | 18 fanako, 19 fanôka, fanoka, fonaka, fonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|