Teny iditra | fonjozoro (fo, zozoro) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny atin' ny zozoro: Ny fonjozoro dia fampiasa atao lafika na famaohana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The pith of the papyrus or zozoro [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | La moëlle des zozoro [1.3] | |
La moelle du zozoro, Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. (Cyperaceae). On s'en sert pour bourrer les coussins et matelas [1.196] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tsipelina hafa | fahanjozoro ~ fanjozoro | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fonjozoro io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13 |
![]() |