Teny iditra | 1 fonosana |
Fototeny | 2 fono |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a wrapper, a cover for a book, etc. 6 [1.7] a package, a bale |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] paquet, balle 8 [1.13] enrobage |
Ohatra |
9 Ataovy tsara fonosana, hoy aho nanomboka ho sosotra. [2.643#] 10 Tonga nanatitra lamba iray fonosana izy ny 14 jolay. [1.369#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny fonosana io |
Fivaditsoratra | 18 fanosona, fonosana, nofosana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |