| Teny iditra (1/2) | 1 fono- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe fonoka |
| Teny iditra (2/2) | 3 fono |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Ny eo ivelan' ny zavatra manafina na mandrakotra ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a cover
[1.2, 1.7] 20 an envelope [1.2] 21 a wrapping [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 couverture
[1.3, 1.8] 23 enveloppe [1.3, 1.13] 24 action de plier dans un noeud [1.3] 25 emballage, reliure [1.8] 26 gaine [1.13] 27 Chez les plantes, paroi des fruits lorsqu'ils s'ouvrent pour laisser échapper les graines. On dit aussi fonofono, duplicatif plus usité. [1.196] |
| Ohatra |
28 Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono;
[2.69#]
29 Nosokafany ilay fono, ka basy no tao, basi-miaramila notsofana ny volony. [2.472#] 30 fono kalina izany, fa tsy tahaka ny fono savony any ambanivohitra tsy akory. [2.4#] |
| Fikambanana | 31 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny hoe fono |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fono, 33 nofo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|