| Teny iditra | 1 fonosina |
| Fototeny | 2 fono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandava
9 Atao ao anatin' ny zavatra iray izay manodidina azy tanteraka: Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandrivotra ny andro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be covered, to be wrapped up, to be shrouded.
[1.2] 11 to be wrapped; to be bound (of books) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on enveloppe; qu'on relie
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fonosina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|