| Teny iditra | 1 foserina |
| Fototeny | 2 fositra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka
9 Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo 10 Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be rubbed to produce fire.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | foserina, 12 ranofesy, 13 rofesina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|