|
|
|
|

Teny iditra 1  fotafota
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin' ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin' ny tena na amin' ny manodidina ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 slaver, spittle. Generally used of such as is produced in anger or from eating voraciously. [1.2]

Fivaditsoratra  fotafota, 19 tafotafo, 20 tofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19