Teny iditra mamotafota (fotafota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamotsipotsika amin' ny fomba misolitiditika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamotafota
Ny lasa : namotafota
Ny hoavy : hamotafota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05