|
|
|
|

Teny iditra1  fota-mandrevo
Singan-teny  2  fotaka, mandrevo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotaka malemy miporetsika ka raha diavina dia difotra ny tongotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07