|
|
|
|

Teny iditra 1  fotetaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin' ny tena
19 Zavatra mitsiranorano raraka amin' ny taratasy na amin' ny tany ka mandoto
20 Fahapotrahana ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19