|
|
|
|

Teny iditra 1  mifotetaka
Fototeny  2 fotetaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
8 Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 Stained, tarnished. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20