|
|
|
|

Teny iditra1  fotibaolina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy
Voambolana  4  Kilalao
Tovy hevitra  5  foty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10