Teny iditra foty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Fihinam-body sy ravina [1.78]

Teny iditra foty
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Provincial for fotsy [Mal. putih.] [1.2]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra foty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fotibaolina
Ny fihaviany Frantsay: football.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08