| Teny iditra (1/3) | 1 fotoana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina
15 Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho 16 Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady 17 Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy 18 Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 an appointed time. Same as fitoana.
[1.2] 20 time; a rendezvous [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé
[1.3] 22 le temps; moment; rendez-vous [1.8] 23 temps, date [1.13] |
| Ohatra |
24 Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina.
[2.499#35]
25 Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5#11] |
| Tovy hevitra | 26 fitoana |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 52 misy ny teny hoe fotoana |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 29 Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 30 fotoana |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
34 menstruation
[1.13] |
| Voambolana | 35 Haiaina |
| Teny iditra (3/3) | 36 fotoana |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 [Sihanaka+Merina] Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto.
[1.196] |
| Voambolana | 39 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 41 afotano, fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|