Teny iditra fotoana ahavelomana
Singan-teny fotoana ; ahavelomana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fotoana iterahan' ny vehivavy (noho ny fahasarotan' ny fiterahana, dia noheverin' ny Ntaolo fa io fotoana io dia mety hahavelona na hahafaty) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27