|
|
|
|

Teny iditra 1  fotorina
Fototeny  2 fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana
9 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
10 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1]
Tsipelina hafa  11 fotorana

Fivaditsoratra  12 fionotra, fotorina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04