Teny iditra | fotorina (fototra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Raisinaeo akaikin' ny fototra: Fotorinany zanakazo vao ongotana Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | fotorana | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |