|
|
|
|

Teny iditra 1  fotsiana
Fototeny  2 fotsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
9 Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made white. [1.2]
11 to be whitened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on blanchit [1.8]
Tsipelina hafa  13 fotsina

Fivaditsoratra  fotsiana, 14 itsofana, 15 safotany, 16 safotina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22