| Teny iditra (1/3) | 1 fotsy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.].
[1.2] 5white. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6blanc.
[1.3, 1.82, 1.8] 7nettoyé. [1.82, 1.3] 8propre. [Taisaka] [1.82] 9fourbi, rendu propre, blanchi. [1.3] |
| Ohatra |
10 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 25mainty |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 124Fikambanana 177 amin' io teny io |
| Ohabolana | 125 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
126 Ny Loko |
| Teny iditra (2/3) | 127 fotsy |
| Sokajin-teny | 128 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
129disregarded, vain, worthless, disparaging.
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 130 fotsy |
| Sokajin-teny | 131 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
132ravinala.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
133ravenale.
[Taisaka]
[1.82] |
| Tovy hevitra | 134fontsy |
| Kamban-teny rehetra | 135Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 136 fotsy, 137 tsifo, 138 tsofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06 |
|