|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ga
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: zaitra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  gloves [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)7  ga
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka,
bamby [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/4)10  ga~
Sokajin-teny  11  tovona

Teny iditra (4/4)12  Ga
Sokajin-teny  13  anarana (eva)
Voambolana  14  Simia
Fanazavàna teny malagasy  15  Singa miranoka, faha-31 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  Gallium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  Gant [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07