| Teny iditra | 1 gaboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Antontan-javatra, zavatra mifanongoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 a heap, a mass, a lot, a total of many items. Compare kapoka, ankapobeny; also antontany, avosa, ambongadiny
[1.2#208] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Tas, monceau
[1.3#192] |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe gaboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|