|
|
|
|

Teny iditra 1  managaboka
Fototeny  2 gaboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manavosa, manavovona, manao antontany, mampifanongoa: Iza no nanagaboka ireto vato kely ireto teto an-tokotany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used in Imerina for mangaboka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 entasser, amonceler [1.3#192]
Tsipelina hafa  11 mangaboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20