|
|
|
|

Teny iditra 1  gagagaga
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny anglisy  5 sobbing, crying. Comp. gogogogo [1.2]
Ohatra  6  Maro angamba ny ho gagagaga mamaky izany. [2.313#]
7  gagagaga izy, satria fantany fa izy no ihomehezan' ny olona, nefa tsy azony an-tsaina izay nataony. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19